×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: VONIN AVOKO--VO VYNIL A C : Rakotomavo Gabriel ---RAVOLANA FENOMANANA--1967

@VONIN' AVOKO--VO VYNIL (A/C : Rakotomavo Gabriel)---RAVOLANA FENOMANANA--1967
Album : "Ravolana Fénomanana – Zaza Mitomany / Vonin' Avoko" Label: Discomad – 466.039 Format: Vinyle, 7", 45 RPM, Single (45 tours) Country Prod: Madagascar Made In Madagascar ================ Maro ny roy fa tsy tambo isaina ny vony ao an-tsaha Ny isany mantsy tsy takatra an-tsaina fa maro mpizaha Raha toa tanisaina isan-toko izy ireny dia be samihafa Miavaka anefa ilay Voninavoko izay tiako hitafa Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady Na verovenina na violety mijoro toa kiady Ireo mavokely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko) Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko Ny beldezoro dia tsy azoko afenina fa tena ambony Ary manalasala ny fiandry lavenona mody tsy mony Mpanjakan’ny hazo ireo telomiova fa toa hafa foko (hafa foko) Tokana kosa ilay tena tsy miova dia voninavoko Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady Na verovenina na violety mijoro toa kiady Ireo mavokely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko) Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko Ireo voninkazo voalazako teo sy ireo sisa rehetra Raha maintany dia miova ny vony sy ny hery rehetra Fa tokana kosa sy mahaleotena na dia valambalana Ilay voninkazo iray tena kanto eny an-tanimalalaka Ao irony lisy madio sy mirentina ireo mpanambady Na verovenina na violety mijoro toa kiady Ireo mavokely sy ireo dalia samy manana loko (mana-doko) Fa tiako loatra ary koa tia ahy ilay voninavoko

7

3
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-04-15 16:22:05 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 7 Likes which are higher than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 3 comments which are higher than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO