×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: RAHA MIBANJINA NY LANITRAO---HIRA KATOLIKA

@RAHA MIBANJINA NY LANITRAO---HIRA KATOLIKA
Feo Nalaina tao @ Vondrona FB "Hira katolika mp3" ============== 1 Raha mibanjina ny lanitrao aho, ry Tompo, Dia variambariana izany saiko; Ka mientan-kafaliana ny fanahiko Raha mibanjina ny lanitrao. Ô ry lanitra ô, ô ry lanitra ô, Mihobia, mifalia, ry tany aman-danitra: Derao Andriamanitra. Amen, aleloia! 2 Indro hitako eny an-danitra eny ny anjely Sady miramirana izy ireny; Ary ireo mpanompon-Janahary miran-tava Feno haravoana lalandava. 3 Ny ray aman-dreny sy ny zoky sy ny zandry 'Zay nandao ahy tsy nahandry, Ka miala sasatra ny asa teto an-tany, Dia miantso ahy mba hankany. =============== Fihirana Hasina p. "102 Vavaka sy Hira p. "559 Fihirana Dera p. "143

5

1
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-02-23 00:34:48 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 5 Likes which are lower than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 1 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO