×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: INTY NY ORA SAROBIDY K7 HIRA KATOLIKA ---MOPERA PAUL LOUIS--1983

@INTY NY ORA SAROBIDY—K7 (HIRA KATOLIKA) ---MOPERA PAUL LOUIS--1983
1 - Inty ny ora sarobidy hitsanganako Handraisako ny Tenanao, ry Jesoa mamiko Tsy dia mendrika aho ny hotsidihinao Kanefa sitrakao, ka avia re! Ô! sambatra aho re! 2 - Nandray ny Tenanao ny foko, ry Mpamonjiko Ka heni-kafaliana ny fanahiko izao Mitsaoka Anao re, misaotra Anao re Tsy hitako izay havaliko! Ô! sambatra aho re! 3 - Mba tsofy rano aho sy ny havako rehetra Sy izay mpanao soa anay sy ny sakaizako Ho tia anao re, tsy mba handao Anao Ka samy mba ho tonga an-danitrao Ô! sambatra aho re!

5

0
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-04-16 13:16:53 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 5 Likes which are lower than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 0 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO