×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: TSY MIRAHARAHA MAHALEO--2002 --DAMA RICKY

@TSY MIRAHARAHA (MAHALEO--2002)--DAMA & RICKY
Version Live (2008) Extrait du DVD "Ny Dian'i Mananilatany" (Projet de lutte contre la déforestation à Madagascar financé par l'USAID et l'UNESCO, "L'Homme et l'Environnement" congrès UICN Antananarivo 2008) ===================== A/C: Dama (Mahaleo) ======== Tanety dorana, tsy miraharaha Arehitra ny ala, tsy miraharaha May ny tanindrazana, tsisy miraharaha Ny hoavin’ny taranaka, tsy miraharaha O ry aba, o ry endry Ny hamono antsika ange tsy mba basy velively O ry aba, o ry endry Tsy mahatsiaro tena isika, mihamaty tsikelikely Risoriso manjaka, tsy miraharaha Izay osa voadaka, tsy miraharaha Ny efa matanjaka, tsy miraharaha Sondriana mitrandraka, tsy miraharaha O ry aba, o ry endry Safiran’Ilakaka tsy hita velively O ry aba, o ry endry Saingy afa-drakotra izao ny tantely O ry aba, o ry endry Ny harena an-kibon’ny tany tsisy mitsisy velively O ry aba, o ry endry Ny taranatsika re mba amelao kely Ny fiarahamonina, tsy miraharaha Aleony mionona, tsy miraharaha Lasa fomba fanao ny tsy miraharaha Isika Malagasy lasa tsy miraharaha O ry aba, o ry endry Tena loza ity isika Malagasy anie ho very O ry aba, o ry endry Vola indray izao no solon’ny fanjakana manan-kery O ry aba, o ry endry Tena loza ity isika Malagasy anie ho very O ry aba, o ry endry Ny vola indray izao no solon’ny raiamandreny to teny O ry aba, o ry endry Soa ihany fa mbola misy anareo miraharaha O ry aba, o ry endry Soa ihany fa mbola misy zanakareo miraharaha

4

1
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-03-17 14:49:09 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 4 Likes which are lower than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 1 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO