×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: SAO MANODY K7 --REBIKA--1994

@SAO MANODY (K7)--REBIKA--1994
A/C : Rakoto Patrick (Tonton Pà) Album: " Rebika--Volume 2" Format : Cassette --Album Version Audio-Studio =============== Ilay fony nanantena dia nangaina Ialahy mba tiana dia nampitaraina 'Lay nofy mamy saika tena izy Ialahy nandratra fitiavana ankizy Izao izy mandraiky mahia Tsy harany ny fianarany Ny fanadinany efa miha akaiky. Ny latsan'i Neniny Ny tahotra an-dReniny Tsy tonga intsony ilay isam-bolany.(x2) Instrumental: ...................... Ialahy dia tena mpamosavy Nahavita ny natao dia nanary azy Ialahy koa angie natera-behivavy Sady mbola he ireto anabavy. Tandremo fa ny todim-pitia Mbola tsy afa-bela tety Fa naizanaiza ialahy ho enjehiny. Izao ny zanak'ialahy tsy hanan-dRay Hiala ao dia hiteraka indray Sao tsy ho zaka letsy ny ho valiny.(x2)

7

0
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-05-17 11:16:53 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 7 Likes which are higher than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 0 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO