×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: RY VIRJINY IMAKOLE vynil 78t HIRA KATOLIKA ---PETIT S MINAIRE SAINT LOUIS FIANARANTSOA---1957

@RY VIRJINY IMAKOLE—vynil 78t (HIRA KATOLIKA)---PETIT SÉMINAIRE SAINT LOUIS FIANARANTSOA---1957
(Sary : Fiangonana Katolika Fianarantsoa) Feony sy tonony : Père J. Bte de la Salle Ratsimba Mpihira : Petit-Séminaire de Saint-Louis ================ Album : "Mopera J. Baptiste De La Salle Ratsimba/Petit-Séminaire de Saint-Louis Fianarantsoa– Mivory Eto Anio / Ry Virjiny Imakole" Label: Decophone--55 099 Format: Shellac, 10", 78 RPM (78 tours) Country Prod: Madagascar Made In Madagascar ================== 1 Ry Virjiny Imakole, Reny tsara fo indrindra, Fanantenan'ny Eglizinay, Fa Reninay ianao. Midera anao 'zahay rehetra Midera anao, ry Maria. Ho tonga anie ny fanjakanao Eto an-tanindrazanay. Atolotray ho anao Ny fonay, ry Reny tsara, Raiso 'zahay ho zanakao, Ho zanakao mandrakizay. 2 Ry Virjiny Imakole, Reny tsara fo indrindra, Fanantenan'ny fianakaviana, Fa Reninay ianao. Midera anao, 'zahay rehetra; Midera anao, ry Maria, Ho tonga anie ny fanjakanao Eran'i Madagasikara. 3 Ry Virjiny Imakole, Reny tsara fo indrindra Fanantenan'izay tia anao, Fa Reninay ianao. Matoky anao 'zahay rehetra; Matoky anao, ry Maria, Ho tonga anie ny fanjakanao Eran'izao tontolo izao.

3

0
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-04-16 12:36:56 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 3 Likes which are lower than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 0 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO