×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: IZA NO HANOA NY TOMPO LEHIBE FFPM 435 --HOBIO 1 ---1987

@IZA NO HANOA NY TOMPO LEHIBE (FFPM 435 )--HOBIO 1 ---1987
Feonkira : Frances. R. Havergal Tononkira : Ranaivo Ranarivelo Album : "Hobio--Hira Paska" Label : Studio Mars Format : CD, Album Version Audio-Studio ============ (Paska-Paka 2022) ============ 1. Iza no hanoa ny Tompo lehibe ? Iza no hanaja Azy tsara re ? Iza no hitady olon-kafa koa, Mba hanaiky sy handray ny Tompo soa ? Indreto, Jeso Tompo! izahay izao Avy mba hanompo, avy ho Anao 2. Tsy an-tery re no ilatsahana Toy ny olom-bery nadevozina; Ta-hanompo tsara izahay izao Ta-hamelkoa izay toherinao : Eny, Jeso Tompo! ta-hanao tokoa Izahay mpanompo izay nasian-tsoa. 3. Na dia ta-hanompo aza izahay, Be ny fahavalo iadianay; Izahay malemy feno tahotra, Mba tsy horeseny, manampianay, Kapiteny sahy! entonao izao Mba hitomban-dahy ny mpiadinao. 4. Mafy re ny ady, maro be no voa, Misy tsy mahandry, be ny maty koa; Izahay mpanompo miandrandra Anao; Tompo izay tsy toha! mba herezonao : Tompo manan-kery! hatanjahonao Izahay, sao very ka afaka aminao.

4

1
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-04-17 09:43:43 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 4 Likes which are lower than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 1 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO