×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: ELA NITOERANA TANY HO ANY RASAMY GITARA---1955 ---ZANAKANTITRA

@ELA NITOERANA TANY HO ANY (RASAMY GITARA---1955)---ZANAKANTITRA
Feo nalaina tao amin'ny Pejy FB "Hiary RAPANOELINA" (Zanakantitra) ====================== Ela nitoerana tany ho any Ela nandaozana ilay akany o Izaho dia tsy tsindry Tsy tsindry ny alahelo Ny vetso ao anaty Ny vetso ao anaty mamelovelo Ny rivotr'Imanga tsaroana lava Ka tonga ahy manembona itony tava Ny lanitr'Iarivo tadidy foana Ka sento miavosa no manoloana. (X 2) Ambanin'io rahona mainty manga. Tandrifin'io bonga io manangasanga Ny saina sy tonony te hanainga. Izay tsy ho manina dia mandainga Izay tsy ho manina dia mandainga. Izay tsy ho manina dia mandainga. veloma ry Iarivo, ilay niandohana Akany malala izay hiafarana. Ny saina sy toniny te hanainga. Izay tsy ho manina dia mandainga.

6

3
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-03-16 14:06:13 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 6 Likes which are higher than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 3 comments which are higher than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO