×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: RAHA HO TONGA INDRAY IZAO TSINDRY HAZO LENA ---MAHALEO ---1974

@RAHA HO TONGA INDRAY IZAO (TSINDRY HAZO LENA) ---MAHALEO ---1974
A/C : Razafindranoa Raosolosolofo (Raoul) Version : Live France--Paris 2006 Voices : Raoul & Fafah Bass : Rakotobe Andrianabelina (Nono) Drums : Charles =============== Raha ho tonga indray izao Ilay maraina vaovao Inona ary no dia atao Hiasa ve sa hilalao? Dia tsy maintsy hiasa ve ? Na dia kely aza ny karama Dia tsy maintsy hikasa ve? Fa be ny zavatra ilaina Firifiry moa ireo fa voa Voadona mafy ka nahamoy fo Noho ireo izay misehoseho Sy milaza mitrena ny faharesena hoe.... Ka manosinosy ny ambany Rahefa mihosina amin'ny tany Satria mainty fihodirana Na somary sahirana Izany ary y zava-misy Mahonena nefa indrisy Inona ary no dia atao Hanoherana izany Dia hiharitra ny mafy ve? Sa hiandry ny rariny Dia ho resy tsy miady ve? Ka etsy anariny Raha ho tonga indray izao Ilay maraina vaovao Inona ary no dia atao Hiasa ve sa hilalao? Dia tsy maintsy hiasa ve ? Na dia kely aza ny karama Dia tsy maintsy hikasa ve? Fa be ny zavatra ilaina Firifiry moa no efa voa .......

6

1
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2021-02-10 13:29:02 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 6 Likes which are higher than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 1 comments which are lower than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO