×

Claude Erick Rakotoarisoa's video: LA VERITE --- NABAOH--2004

@LA VERITE --- ' NABAOH--2004
Version Audio-Studio Album : "'Nabaoh Manala Azy – Revy Sy Ditra Vol.1" Label: Discorama – CD200105 Format: CD,Album Country Prod: La Réunion---Made In France ===================== Eh ! la !la !la ! Oh ! la ! le (Eoah) Oh ! la !la !la ! Oh ! la !la le (Eoah) Kôzikôzy la verite ihany ny anay Ny tsara no trandrahana hatrany Kôzikôzy la verite ihany ny anay Ny soa fianatra ny ratsy loza miantona Ry vahoaka ambany lanitra e! Mihaino anay ve ianareo Misy kôzy kely mba hampitanay Sao dia mba mahasoa anareo Raha avilana dia avilana dia io eo ihany Tonga dia ny marina no potsirina avy hatrany e! Atsipinay le kôzy! mihaino ianao dia tsara Atsipinay le kôzy, tsy mihaino ianao dia tsara Fa mafimafy ihany ny onjam-piainana Kôpikôpy ianao e! sao dia serana Kôzikôzy la verite ihany ny anay ………. Ry vahoaka ambany lanitra e! Tonga any ve ny hafatray Tetika kely diso paika anie no mamarina anao any an-kady Fahamarinana ihany no hajorontsika Izany no harahina raha te-ho tafita Atsipinay le kôzy! mihaino ianao dia tsara Atsipinay le kôzy, tsy mihaino ianao dia tsara Raha misy ny hadisoana Tsy voatery hoe mifona Ny tsara no tandroina Mba tsy hisy filavoana Aferafera maizina, tsy ekenay e! Famonoana olona, tsy ekenay e! Ny fitiavan-tena, tsy ekenay e! Kôzy kôzy la verité no ekenay e! Asiana fikan’antitra mba ho kôpy ny nandra Dia ny kôzy hoe: la verité Ny soa hatao levenam-bola Ny ratsy hatao loza mihantona Midika izany fa ny marina tsy maty

3

4
Claude Erick Rakotoarisoa
Subscribers
20.1K
Total Post
5.7K
Total Views
33.6K
Avg. Views
230.4
View Profile
This video was published on 2022-02-24 11:34:14 GMT by @MAHALEO- on Youtube. Claude Erick Rakotoarisoa has total 20.1K subscribers on Youtube and has a total of 5.7K video.This video has received 3 Likes which are lower than the average likes that Claude Erick Rakotoarisoa gets . @MAHALEO- receives an average views of 230.4 per video on Youtube.This video has received 4 comments which are higher than the average comments that Claude Erick Rakotoarisoa gets . Overall the views for this video was lower than the average for the profile.

Other post by @MAHALEO